FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Teodasy”
  • Teodasy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Teodasy
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Gamaliela — Nampianatra An’i Saoly avy any Tarsosy Izy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1996
  • Gamaliela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • ‘Tsy Azonay Atao ny Tsy Hiteny Intsony Momba An’i Jesosy’
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2006
  • ‘Novorina Ireo Anisan’ny Fitsarana Avo’
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2006
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Teodasy”

TEODASY

(Teôdàsy).

Olona iray nitarika fikomiana, taloha kelin’ny taona 6 tany ho any, ary nisy 400 lahy teo ho eo ny mpomba azy. Nitsahatra ny korontana nataon’ireo mpomba azy, rehefa novonoina izy. Izany no ohatra voalohany naroson’ilay Fariseo atao hoe Gamaliela teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy, rehefa noreseny lahatra ilay fitsarana mba tsy hanakorontana an’ilay fiangonana kristianina vao niforona. Maty vao haingana koa mantsy i Jesosy, ilay mpitarika azy io.​—As 5:34-40.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara