FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Tryfena”
  • Tryfena

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tryfena
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Tryfosa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • ‘Vehivavy Izay Mikely Aina ao Amin’ny Tompo’
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2000
  • “Vehivavy izay miasa mafy ao amin’ny Tompo”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1991
  • Persy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Tryfena”

TRYFENA

(Tryfèna) [avy amin’ny fototeny gr. midika hoe “manana fiainana mirenty”].

Vehivavy kristianina tao Roma nataon’i Paoly mampamangy, sy noderainy fa niasa mafy. (Ro 16:12) Mety ho iray tam-po aminy i Tryfosa, miara-voatonona aminy, satria fahita ny hoe fototeny iray ihany no niavian’ny anaran’ny mpianakavy, toy ny hita eto. Betsaka ny vehivavy anisan’ny ankohonan’i Kaisara nanana anarana hoe Tryfena na Tryfosa, kanefa tsy voalaza raha anisan’izy io izy roa vavy na tsia.​—Fi 4:22.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara