FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Olay”
  • Olay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Olay
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Sosa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Gabriela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Daniela, Bokin’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Elama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Olay”

OLAY

(Olày).

‘Renirano’ nikoriana tany Elama, tao Sosana (Sosa) na tany akaiky tany. Teo amoron’i Olay i Daniela no nahazo an’ilay fahitana nisy ondrilahy sy osilahy. Tsy fantatra raha tena nandeha avy tany Babylona nankany amin’io toerana io ilay mpaminany, na toy ny hoe tany mihitsy izy tao amin’ilay fahitana. (Da 8:1-3, 6, 16) Misy adihevitra be momba ny toerana nisy an’ilay Olay fahiny. Efa niova be mantsy ny lalan’ireo renirano any, tao anatin’ny taonjato maro, ka saro-pantarina hoe iza marina no tena Olay. Misy milaza azy io ho ny Reniranon’i Karkeh. Misy kosa milaza azy ho lakandrano iray namboarina tany avaratra na avaratratsinanan’i Sosana, ka nampifandray an’i Karkeh tamin’ny renirano hafa.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara