FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Ory”
  • Ory

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ory
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Gebera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Bezalila
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Pereza
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Ory”

ORY

(Òry) [avy amin’ny fototeny midika hoe “fahazavana”].

1. Taranak’i Joda avy tamin’i Pereza, Hezrona, Kaleba ary Hora. Mpanao asa tanana nanorina ny tranolay masina i Bezalila zanany, ary tena nahay izy.​—Ek 31:2; 35:30; 38:22; 1Ta 2:4, 5, 9, 18-20; 2Ta 1:5.

2. Rain’i Gebera, izay anisan’ny lehibem-paritra mpamatsy sakafo an’i Solomona.​—1Mp 4:7, 19.

3. Iray tamin’ny Levita telo lahy mpiandry vavahady, izay nandroaka ny vadiny hafa firenena sy ny zanany, noho ny torohevitr’i Ezra.​—Ezr 10:10, 11, 24, 44.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara