ZOFAY (Zofày) [mety ho avy amin’ny fototeny midika hoe “toho-tantely”]. Zanakalahin’i Elkana sady razamben’i Samoela. Soratana hoe Zofa koa indraindray io anarana io.—1Ta 6:26, 28, 33-35; jereo ZOFA No. 2.