FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w83 1/10 p. 32
  • Tsy tiany ny ho diso izany!

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tsy tiany ny ho diso izany!
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
  • Mitovitovy Aminy
  • Porofon’ny Firahalahiantsika Ireo Fivoriambe
    Vavolombelon’i Jehovah—Mpitory ny Fanjakan’Andriamanitra
  • Tany ve hianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
  • Fivoriamben’ny Distrika sy Iraisam-pirenena 1998 “Fomba Fiaina Araka An’Andriama
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
  • Manaporofo ny Firahalahiantsika ny Fivoriambe
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2001
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
w83 1/10 p. 32

Tsy tiany ny ho diso izany!

MAHERIN’NY 4 tapitrisa ny olona nanatrika ireo fivoriambe “Ny fahamarinan’ilay Fanjakana” tamin’ny taon-dasa, nalamin’ny Vavolombelon’i Jehovah. Nefa ho an’ny maro taminy dia tsy mora izany.

Araka izany dia Aostraliana telo amin’ny folo no nanofa fiaramanidina roa fitsangantsanganana tamin’ny vola 2 600 dôlara (na efa ho 200 000 ariary] ary nanidina teo ambonin’ny efitra maina sy tsy misy lalana, nahavita 1 200 kilaometatra, mba hanatrehana ny fivoriambe akaiky azy ireo indrindra.

Ny antokon’olona breziliana iray dia nisetra ny andro nafana, ny fahamandoana sy ny mokan’ala mikitrok’i Amazone nandritra ny 37 ora mba handray aotobisy ho any amin’ny toerana hanaovana ny fivoriambeny.

Ny kristiana valo any Guyane dia nandany fito andro an-dakana mba hahatongavana ao amin’ny hany fivoriambe nisy tao amin’ny taniny.

Nahoana? Satria io fivoriambe io dia iray amin’ireo fisehoan-javatra tena nanamarika ny taona, ka tapa-kevitra tokoa izy ireo fa tsy hisy zavatra hanakana azy ireo mihitsy tsy hanatrika izany.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara