FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w03 1/4 p. 3
  • Ny Sakafo Harivan’ny Tompo—Inona Izy Io?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ny Sakafo Harivan’ny Tompo—Inona Izy Io?
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
  • Mitovitovy Aminy
  • Fanasan’ny Tompo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hitondra Soa Maharitra ho Anao ny Sakafo Harivan’ny Tompo
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
  • Ny Sakafo Harivan’ny Tompo
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Aza Hadinoina Ilay Fotoan-dehibe!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
w03 1/4 p. 3

Ny Sakafo Harivan’ny Tompo​—Inona Izy Io?

INONA no atao hoe Sakafo Harivan’ny Tompo, ary inona no dikan’izy io ho antsika ankehitriny? Misy miantso azy io koa hoe Fanasan’ny Tompo. Ho hitanao ao amin’ny rakipahalalana sy rakibolana sasany, fa io no sakafo nohanin’i Jesosy Kristy niaraka tamin’ny apostoliny, ny hariva talohan’ny nanaovany sorona ny ainy. Io no sakafo hariva farany nohaniny niaraka tamin’ny mpianany tsy nivadika. Mety ny iantsoana azy io hoe Sakafo Harivan’ny Tompo, satria i Jesosy Kristy Tompo no nanao azy io voalohany.

Maro no nanao sorona ny ainy, mba hanatratrarana zava-kendrena heveriny fa tena tsara. Nitondra soa tokoa ny sasany tamin’ireny fahafatesana ireny, ary mendri-piderana ireo olona feno fahafoizan-tena ireo. Tsy misy amin’ireny fahafatesana ireny anefa lehibe noho ny fahafatesan’i Jesosy Kristy. Ny azy ihany no mitondra vokany ho an’ny olona eran-tany, raha oharina amin’ny fahafatesana rehetra teo amin’ny fiainan’ny olombelona feno korontana. Nahoana?

Manasa anao izahay hamaky ny lahatsoratra manaraka, mba hahafantaranao ny valin’izany sy ny dikan’ny Sakafo Harivan’ny Tompo ho anao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara