FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • wp17 No. 1 p. 16
  • Inona no Lazain’​ny Baiboly?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Inona no Lazain’​ny Baiboly?
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2017
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Andriamanitra ve no mahatonga antsika hijaly?
  • Tsy hijaly intsony ve isika indray andro any?
  • Fijaliana
    Mifohaza!—2015
  • Fanontaniana 3: Fa Maninona Aho no Avelanao Hijaly?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • Nahoana Isika no Avelan’Andriamanitra Hijaly?
    Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly?
  • Nahoana no Maro Be ny Olona Mijaly?
    Mifohaza!—2011
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2017
wp17 No. 1 p. 16
Vehivavy iray mamihina ny zanany kely mandritra ny ady

Maro izao no mijaly. Andriamanitra ve anefa no mahatonga izany?

Inona no Lazain’ny Baiboly?

Andriamanitra ve no mahatonga antsika hijaly?

Ahoana ny hevitrao?

  • Eny

  • Tsia

  • Angamba

Izay lazain’ny Baiboly

“Sanatria an’ilay tena Andriamanitra ny hanao ratsy, ary sanatria an’ilay Mahery Indrindra ny hanao ny tsy rariny!” (Joba 34:10) Tsy Andriamanitra mihitsy àry no mahatonga ny zava-dratsy sy ny fijaliana.

Inona koa no lazain’ny Baiboly?

  • I Satana Devoly, “ilay mpitondra an’izao tontolo izao”, no tena mahatonga antsika hijaly.—Jaona 14:30.

  • Misy koa ny zava-dratsy sy ny fijaliana, noho ny safidy ratsy ataon’ny olona sasany. —Jakoba 1:14, 15.

Tsy hijaly intsony ve isika indray andro any?

Misy milaza fa tsy hisy intsony ny fijaliana raha miara-miezaka hanafoana azy io ny olona. Ny hafa indray tsy manantena hoe mbola hihatsara ny fiainana. Ahoana ny hevitrao?

Izay lazain’ny Baiboly

Hanafoana ny fijaliana Andriamanitra. “Tsy hisy fahafatesana intsony, sady tsy hisy intsony ny alahelo na ny fitarainana na ny fanaintainana.”—Apokalypsy 21:3, 4.

Inona koa no lazain’ny Baiboly?

  • I Jesosy no hampiasain’Andriamanitra mba hanafoana ny fijaliana, izay vokatry ny asan’ny Devoly. —1 Jaona 3:8.

  • Hiadana mandrakizay eto an-tany ny olona tsara fanahy.—Salamo 37:9-11, 29.

Mba andefaso an’ilay boky hoe Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? aho. Hazavain’ny toko 11 amin’io boky navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah io hoe nahoana isika no avelan’Andriamanitra hijaly

Azo alaina ao amin’ny www.jw.org/mg koa io boky io

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara