FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 10/04 p. 3
  • Valin’ny Fanontanianareo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Valin’ny Fanontanianareo
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2004
  • Mitovitovy Aminy
  • Nahoana no Asiana Fitehirizam-boky ao Amin’ny Efitrano Fanjakana?
    Iza no Tena Manao ny Sitrapon’i Jehovah?
  • Ny Fomba Handaminana Fitahirizam-boky Teokratika Iray
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1994
  • Ny Fitahirizam-bokin’ny Sekolin’ny Fanompoana Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
  • Fandaharana Vaovao ho An’ny Fitahirizam-bokin’ny Efitrano Fanjakana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2004
km 10/04 p. 3

Valin’ny Fanontanianareo

◼ Nahoana isika no tokony hanana ny fitahirizam-bokintsika manokana?

Ny antony lehibe indrindra, dia satria zava-dehibe amin’ny Vavolombelon’i Jehovah ny fianarana samirery. (Jaona 17:3) Tsara ny manana fitahirizam-boky ao an-trano, mba hahafahana hanao fikarohana sy hamaly fanontaniana ary hanomana ireo fivoriana kristianina. Ho mora amintsika amin’izay ny hahita fanazavana ara-baiboly azo itokisana, ka handray soa isika.

Ny antony hafa tokony hananana fitahirizam-boky ao an-trano, dia satria tsy maintsy ‘mitondra ny entany avy’ ny Kristianina tsirairay. (Gal. 6:5) Rehefa misy fanontaniana ilana valiny, dia tsara raha zatra manao fikarohana isika, alohan’ny hanontaniana olona. Hitombo ny fahaizantsika misaina sy mahataka-javatra, raha mazoto mianatra ny Tenin’Andriamanitra isika, sady mampiasa tsara ny fitahirizam-bokintsika.—Heb. 5:11-14.

Misy ray aman-dreny mampirisika ny zanany hanana ny fitahirizam-bokiny manokana. Hahasoa azy ireo dieny izao sy amin’ny hoavy mantsy izany. Tena fananana sarobidy tokoa ny fitahirizam-boky, ho an’ny fianakaviana kristianina.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara