Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
3-9 SEPTAMBRA
Ny foto-dresaka
1. Diniho ny andininy natolotra sy izay hambaranao.
2. Ahoana no hanoloranao ny boky Hiaina mandrakizay na Ny Bokiko?
10-16 SEPTAMBRA
Ahoana no hanairanao ny fahalianan’izay mino
1. Ny haharetan’ny tany?
2. Ny handevonana ny tany? (rs. pp. 403-408)?
17-23 SEPTAMBRA
Ahoana no hanombohanao fampianarana Baiboly
1. Amin’ny fihaonana voalohany?
2. Amin’ny fiverenana mitsidika?
24-30 SEPTAMBRA
Ny fanolorana gazety
1. Lahatsoratra inona avy no hasongadinao?
2. Hevitra hentitra inona no hampiasainao?
3. Ahoana no hahafantarana fa maneho fahalianana ilay olona?