Fivoriana ho amin’ny asa fanompoana
2-8 Septambra: Ahoana no amantaranao fa misy fahalianana amim-pahatsorana
a) Rehefa manao fitoriana isan-trano ianao? (kmMG 5/90 p. 4)
b) Rehefa manao ny asa fizarana gazety ianao?
9-15 Septambra: Rehefa manolotra fampianarana Baiboly any an-tokantrano ianao (rs p. 12), dia amin’ny fomba ahoana no hampiasanao
a) Taratasy mivalona iray?
b) Ny boky Fiadanana sy filaminana?
16-22 Septambra: Inona no hatolotrao
a) Rehefa tsy miharihary raha misy fahalianana amim-pahatsorana na tsia?
b) Amin’ny olona iray izay toa sahirana?
23-29 Septambra: Fandaharana fanazaran-tena
a) Tamin’ny ahoana no nanampian’izany anao manokana?
b) Inona no mahatonga azy ireny ho azo ampiharina indrindra?
d) Inona avy no fotoana tsara anaovana azy ireny?