Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
6-12 MAY
Famandrihana Ny Tilikambo Fiambenana
1. Amin’ny ahoana no hitondran’izany soa ho antsika manokana?
2. Ahoana no hamantarantsika hoe amin’ny fotoana toy inona no hanolorana izany?
13-19 MAY
Ireo tanora eny amin’ny saha fitoriana
1. Amin’ny fomba ahoana no hahafahan’izy ireo mandray anjara?
2. Ahoana no hahafahantsika manampy azy ireo?
20-26 MAY
Fiverenana mitsidika any amin’ireo mpamandrika
1. Inona no azontsika resahina?
2. Ahoana no hahafahantsika manomboka fampianarana?
27 MAY — 2 JONA
Fampiasana ny zavatra atolotra.
1. Diniho indray ny foto-dresaka.
2. Ampifandraiso amin’ny zavatra atolotra ny foto-dresaka.
3. Hevi-dehibe inona resahina ao amin’ny zavatra atolotra no azo ampiasaina?