FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 1/91 p. 1
  • Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Mitovitovy Aminy
  • Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
km 1/91 p. 1

Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana

31 DESAMBRA — 6 JANOARY

Foto-dresaka vaovao

1. Jereo indray ireo hevitra fototra amin’ny andininy ampiasaina.

2. Ahoana no hahafahana mampiditra ny zavatra atolotra amin’ny volana?

7-13 JANOARY

Miaraka amin’ny zavatra atolotra amin’ny volana

1. Boky inona no hampiasainao?

2. Hevitra azo resahina inona avy no noheverinao hampiasaina?

14-20 JANOARY

Amin’ny fampiasana ny boky Comment raisonner (p. 227-232)

1. Inona no hotanterahin’ny Fanjakan’Andriamanitra?

2. Inona no hataony amin’ny fitondram-panjakan’olombelona?

21-27 JANOARY

Ireo taratasy mivalona

1. Mahafaoka lohahevitra inona avy izy ireo?

2. Ahoana no hahafahana mampiasa azy ireny amin’ny fampidiran-dresaka?

3. Ahoana no hanombohanao fampianarana amin’ny iray aminy?

28 JANOARY — 3 FEBROARY

Amin’ny fampiasana hevitra avy amin’ny vaovao vao haingana

1. Inona no azo ampifandraisina amin’ny foto-dresaka?

2. Ahoana no hahafahantsika hiseho ho sahy nefa haneho fahaiza-mandanjalanja?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara