FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 7/91 p. 4-6
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
km 7/91 p. 4-6

Vaovao Teokratika

◆ Tamin’ny 11 Febroary 1991, ny Fikambanan’ny Vavolombelon’i Jehovah any Mozambika dia nekena tamin’ny fomba ofisialy any amin’io tany io.

◆ Nitatitra tampon’isa vaovao tamin’ny isan’ny mpitory 5582 i Togo tamin’ny Febroary, izany hoe fitomboana 15 isan-jato. Na dia nisy fameperana aza, ny mpitory dia nandany 15,7 ora tamin’ny antsalany ary ireo mpitory maharitra mpanampy 64,7 ora, teny amin’ny fanompoana.

◆ Nahazo tampon’isa vaovao tamin’ny isan’ny mpitory 1219 i Bahamas tamin’ny Febroary. Mandroso tsara ny fanorenana sampana vaovao.

◆ Nahazo tampon’isa vaovao tamin’ny isan’ny mpitory 1314 i Chypre tamin’ny Febroary, ary koa tampon’isa vaovao tamin’ny fampianarana Baiboly.

◆ Nitatitra tampon’isa vaovao tamin’ny isan’ny mpitory 465 i Sainte Lucie tamin’ny Febroary.

◆ Nahazo tampon’isan’ny mpitory 809 ireo nosy Salomon tamin’ny Febroary.

◆ Nahazo ny tampon’isan’ny mpitory faha-40 nisesy i Tahiti tamin’ny Febroary, satria nisy 1246 namerina filazana asa. Nahatratra 1578 ny isan’ireo fampianarana Baiboly, izany hoe tampon’isa hafa koa.

◆ Nahazo ny tampon’isan’ny mpitory fahatelo tao anatin’ny taom-piasana i Trinité, satria nisy 5950 namerina filazana asa tamin’ny Febroary.

◆ Nahazo tampon’isa vaovao tamin’ny isan’ny mpitory 234 i Samoa andrefana tamin’ny Febroary, izany hoe fitomboana 14 isan-jato.

◆ Fivoriamben’ny Fizarantany natao tany Toliara: Mpanatrika: 257 Batisa: 8. Nisy solontena avy any Ampanihy, Vineta, Morombe, Bekily sy Sakaraha, Ankazoabo-sud.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara