FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 3/93 p. 2
  • Hafatra Iray Amin’ny Fotoana Ilana Azy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hafatra Iray Amin’ny Fotoana Ilana Azy
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Mitovitovy Aminy
  • Hanina Amin’ny Fotoana Mety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
  • Ho volana manokana ve ny volana Aprily ho anao?
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Fanampiana Ireo Rehetra Nampiseho Fahalianana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Tahin’i Jehovah ny Ezaka Ataontsika Hanatrehana Fahatsiarovana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
km 3/93 p. 2

Hafatra Iray Amin’ny Fotoana Ilana Azy

Araka ny nambara tao amin’ny Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana volana Janoary 1993, ilay lahateny ampahibemaso manokana amin’ny vanin-taonan’ny Fahatsiarovana amin’ity taona ity dia hatao any amin’ny ankamaroan’ny kongregasiona ny alahady 28 Martsa. Ny hafatra tonga amin’ny fotoana ilana azy hoentin’izy io dia mitondra ny lohateny hoe “‘Ireo Asan’Andriamanitra’ — Ahoana no Fiheveranao Azy Ireo?” Tokony hanao ezaka manokana isika mba hanasa ireo olona liana rehetra. Ireo izay tonga amin’izany dia azo ampirisihina mba hanatrika ny fankalazana ny Fahatsiarovana amin’ny 6 Aprily.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara