Fomba Fanolorana Gazety
Ny Tilikambo Fiambenana 15 Jona
“Misy mieritreritra fa i Jesosy no olona nalaza indrindra teo amin’ny tantara. Ny hafa misalasala raha tena nisy tokoa izy. Heverinao ve fa zava-dehibe izay inoantsika momba azy? [Vakio ny Asan’ny Apostoly 4:12, rehefa avy mamaly ilay olona.] Inona no porofo fa tetỳ an-tany tokoa i Jesosy? Miresaka momba izany ity gazety ity.”