FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 7/04 p. 4
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2004
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2004
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2008
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2004
km 7/04 p. 4

Fomba Fanolorana Gazety

Tilikambo Fiambenana 15 Jona

“Tsy ekenao ve fa sarotra ny mitaiza zanaka amin’izao andro izao? [Avelao izy hamaly.] Afaka mitaiza tsara ny zanany anefa ny ray aman-dreny, araka ity fanomezan-toky ity. [Vakio ny Ohabolana 22:6.] Manome torohevitra tsara mba hanampiana ny ray aman-dreny hiatrika io zava-tsarotra io ity Tilikambo Fiambenana ity.”

Tilikambo Fiambenana 1 Jolay

“Maro no misalasala raha tena miahy ny olona sy mahita ny fijalian’izy ireo Andriamanitra, rehefa misy loza. Efa mba nanontany tena ny amin’izany ve ianao? [Avelao izy hamaly.] Resahin’ity gazety ity ny fomba iahian’Andriamanitra antsika amin’izao fotoana izao, sy izay hataony mba hanafoanana ny fijaliana rehetra.” Vakio ny Jaona 3:16.

Mifohaza! 8 Jolay

“Maro no milaza fa mahafinaritra nefa sarotra ny fotoana maha zatovo. Tsy miombon-kevitra amin’izany ve ianao? [Avelao izy hamaly.] Resahin’ity gazety ity ireo fiovana hitan’ny zatovo. Misy torohevitra feno fahendrena koa ato, izay afaka manampy azy ireo hampiasa tsara ny fotoana maha zatovo azy.” Vakio ny Mpitoriteny 12:1.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara