FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 6/04 p. 4
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2004
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2004
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2004
km 6/04 p. 4

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 15 Mey

“Efa mba nanontany tena ve ianao raha misy vokany eo amin’Andriamanitra ny zavatra ataon’ny olona eto an-tany? [Avelao izy hamaly.] Mariho fa afaka manohina ny fon’Andriamanitra isika. [Vakio ny Ohabolana 27:11.] Miresaka ny amin’ireo olona sasantsasany nampifaly an’Andriamanitra ity gazety ity, sady manazava ny fomba azontsika anahafana azy ireny.”

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Jona

“Misy mihevitra fa tsy ilaina ny manaraka fivavahana iray mba hanompoana an’Andriamanitra. Efa mba nanontany tena momba izany ve ianao? [Avelao izy hamaly.] Dinihina ato amin’ity gazety ity ny fitantarana momba ny fifampiraharahan’Andriamanitra tamin’ny mpanompony, tamin’ny lasa. Resahina ato koa ny hevitry ny hoe mivavaka amin’Andriamanitra araka ny fahamarinana.” Vakio ny Jaona 4:24.

Mifohaza! 8 Jona

“Maro ankehitriny ny olona mahatsiaro ho manirery. Mahatsiaro ho tafasaraka amin’ny olon-kafa izy ireo. Ekenao ve fa tena mampijaly izany? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny Salamo 25:16.] Manome torohevitra azo ampiharina mba hiadiana amin’ny fahatsapana ho manirery ity Mifohaza! ity.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara