FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 2/10 p. 4
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
km 2/10 p. 4

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Febroary

“Samy manana ny fivavahany ny ankamaroantsika. Araka ny hevitrao, tsy mampaninona an’Andriamanitra ve izay fomba ivavahantsika aminy? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny Matio 15:9.] Miresaka lafin-javatra efatra nolazain’i Jesosy fa amantarana ny fivavahana marina ity lahatsoratra ity.” Asehoy ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy 16.

Mifohaza! Febroary

“Mino ny olona sasany fa misy ny Mpamorona. Ny hafa kosa mihevitra fa tsy mitombina izany sady tsy mifanaraka amin’ny siansa. Ahoana no hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Miorina amin’ny porofo mazava ny finoana, araka ny Baiboly. [Vakio ny Hebreo 11:1.] Miresaka lafin-javatra sasany manaporofo ny fisian’ny Mpamorona ity lahatsoratra ity.” Asehoy ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy 22.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Martsa

“Tenin’Andriamanitra ve ny Baiboly, araka ny hevitrao, sa boky tsara fotsiny? [Avelao izy hamaly.] Mariho izay lazain’ny Baiboly. [Vakio ny 2 Timoty 3:16, 17.] Resahin’ity gazety ity ny antony tokony hinoanao fa Tenin’Andriamanitra izy io. Lazainy koa hoe nahoana izany no tena ilaina.”

Mifohaza! Martsa

“Angamba ianao tia mandinika ny hakanton’ny zavaboary. Miaiky ve ianao fa tena mahavariana ny fomba nanamboarana azy ireny? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny Salamo 104:24.] Miresaka ny sasany amin’ireo zavaboary mahaliana ity gazety ity. Resahiny koa hoe inona no ampianarin’izy ireny antsika.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara