FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 5/10 p. 8
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
km 5/10 p. 8

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Mey

“Hanao ahoana ny fiainana raha samy manaraka an’ity tenin’i Jesosy ity ny olona? [Vakio ny Matio 7:12, ary avelao izy hamaly.] Resahin’ity lahatsoratra ity ny hevitra sasany nampianarin’i Jesosy momba ny atao hoe Kristianina.” Asehoy ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy 16.

Mifohaza! Mey

“Mety hihatsara ve ny toe-karena ato ho ato? [Avelao izy hamaly.] Maro no tsy mahalala hoe ahoana no anampian’ny Baiboly antsika rehefa misy olana ara-toe-karena. [Mamakia andinin-teny iray avy ao amin’ilay lahatsoratra.] Asehon’ity lahatsoratra ity ny torohevitry ny Baiboly mety hanampy antsika rehefa misy olana ara-toe-karena.” Asehoy ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy 18.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Jona

“Misy fivavahana tsy dia miresaka momba ny ota intsony. Araka ny hevitrao, efa lany andro ve ny resaka ota, sa mbola tokony hieritreritra momba izany isika? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny Romanina 5:12.] Asehon’ity gazety ity izay lazain’ny Baiboly momba ny ota.”

Mifohaza! Jona

“Tsy hitanao ve hoe mihamampiady saina foana ny fiainana? [Avelao izy hamaly.] Maro no mahatsapa fa anisan’ny mahatonga izany ity voalaza ity. [Vakio ny 2 Timoty 3:1.] Resahin’ity gazety ity ny vokatry ny adin-tsaina eo amintsika. Misy torohevitra hanampy antsika handresy azy io koa ato.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara