FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 6/11 p. 4
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Mbola ho Foana ve ny Fampihorohoroana Indray Andro Any?
    Foto-kevitra Hafa
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
km 6/11 p. 4

Fomba Fitory Modely

Hanombohana Fampianarana Baiboly ny Asabotsy Voalohany Amin’ny Volana Jolay

“Tianao ve raha tafahaona aminao indray ireo namanao na havanao efa nodimandry? [Avelao izy hamaly.] Ity misy hevitra mampahery momba izany.” Vakio sy diniho miaraka aminy ireo fehintsoratra eo ambanin’ny fanontaniana 1, eo amin’ny pejy 16 amin’ny Tilikambo 1 Jona. Mamakia andininy iray. Atolory ireo gazety, ary manaova fotoana mba hamaliana ny fanontaniana manaraka.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Jona

“Maro amintsika no miady mafy vao mahita izay ilaina eo amin’ny fiainana, ary misy aza mahantra faraidiny. Mety ho foana ihany ve ny fahantrana indray andro any, hoy ianao? [Avelao izy hamaly. Vakio ny Salamo 9:18.] Hazavain’ity gazety ity ny mahatonga ny fahantrana sy ny vahaolana lazain’ny Baiboly.”

Mifohaza! Jona

“Mitombo ny fampihorohoroana tato ho ato, ary saika amin’ny faritra rehetra mihitsy. Inona no mahatonga izany, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Mampahery ity lazain’ny Baiboly ity. [Vakio ny Salamo 72:7, 14.] Hazavain’ity gazety ity hoe inona no anisan’ny mahatonga ny fampihorohoroana. Resahina ato koa hoe rahoviana sy amin’ny fomba ahoana no hahafoana izany, araka ny Baiboly.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara