FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 5/13 p. 3
  • Mampiasà Video Rehefa Mampianatra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mampiasà Video Rehefa Mampianatra
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Mitovitovy Aminy
  • Mampiasà Video Rehefa Mampianatra Baiboly
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Hatsarao ny Fanompoanao: Ampiasao Ireo Video Rehefa Mampianatra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Tokony Hijery Clip ve Aho?
    Mifohaza!—2003
  • Ahoana no Ahaizako Mifidy Clip?
    Mifohaza!—2003
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
km 5/13 p. 3

Mampiasà Video Rehefa Mampianatra

Rehefa nisy zavatra lehibe tian’i Jehovah hampitaina tamin’i Abrahama sy Jeremia, dia tsy teny fotsiny no nampiasainy fa zavatra hitan’ny maso koa. (Gen. 15:5; Jer. 18:1-6) Tiantsika hahatakatra sy hankasitraka ny fahamarinana koa ny olona ampianarintsika. Afaka mampiasa zavatra hitan’ny maso, toy ny video, isika mba hanampiana azy. Aseho eto hoe rahoviana ny video-ntsika sasany no azo ampiasaina. Tadidio fa soso-kevitra ihany ireo satria tsy mitovy ny mpianatra rehetra.

Boky Ampianarina

◻ Toko 1: Aorian’ny fehintsoratra 17, jereo ilay hoe Manambara ny Voninahitr’Andriamanitra ny Hakanton’ny Zavaboary

◻ Toko 9: Aorian’ny fehintsoratra 14, jereo ilay hoe Vavolombelon’i Jehovah—Voalamina mba Hitory ny Vaovao Tsara

◻ Toko 12: Aorian’ny fehintsoratra 16, jereo ilay hoe Nahatoky tao Anatin’ny Fitsapana ny Vavolombelon’i Jehovah Tany Amin’ny Firaisana Sovietika

◻ Toko 14: Aorian’ny fehintsoratra 19, jereo ilay hoe Manontany ny Tanora—Inona no Hataoko eo Amin’ny Fiainana?

◻ Toko 15: Aorian’ny fehintsoratra 10, jereo ilay hoe Ireo Rahalahintsika Rehetra ao Amin’ny Finoana

Boky “Fitiavan’Andriamanitra”

◻ Toko 3: Aorian’ny fehintsoratra 15, jereo ilay hoe Manontany ny Tanora—Ahoana no Hahazoako Tena Namana?

◻ Toko 4: Amin’ny faran’ilay toko, jereo ilay hoe Hajao ny Fahefan’i Jehovah

◻ Toko 7: Aorian’ny fehintsoratra 12, jereo ilay hoe Vitan’ny Mpitsabo ny Tsy Mampiasa Ra

◻ Toko 9: Aorian’ny fehintsoratra 6, jereo ilay hoe Ohatra Fampitandremana ho An’ny Androntsika

◻ Toko 17: Amin’ny faran’ilay toko, jereo ilay hoe ‘Mandehana Amin’ny Finoana fa Tsy Amin’ny Hitan’ny Maso’

Misy video hafa mety hilain’ny olona ampianarinao ve? Mety hahasoa ny tanora, ohatra, ilay video hoe Miezaha Hanatratra Tanjona Manome Voninahitra An’Andriamanitra. Asio marika ny boky Ampianarina sy “Fitiavan’Andriamanitra” ampiasainao mba hampahatsiahy anao hoe rahoviana ianao no hijery video miaraka amin’ny olona ampianarinao na hampindrana azy an’ilay izy. Rehefa misy video vaovao koa, dia eritrereto hoe ahoana no azonao ampiasana azy ireny mba hanampiana ny olona ampianarinao.—Lioka 24:32.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara