FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Martsa p. 7
  • Mampiasà Video Rehefa Mampianatra Baiboly

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mampiasà Video Rehefa Mampianatra Baiboly
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Hatsarao ny Fanompoanao: Ampiasao Ireo Video Rehefa Mampianatra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Tokony Hijery Clip ve Aho?
    Mifohaza!—2003
  • Mampiasà Video Rehefa Mampianatra
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Famerenana ny Fizarana 2
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Martsa p. 7
Anabavy iray mampiseho video amin’ny olona ampianariny

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA?

Mampiasà Video Rehefa Mampianatra Baiboly

Tsara ny mampiasa zavatra hita maso, mba ho mora azo sy mora tadidy ny zavatra ampianarintsika. Izany no nataon’i Jehovah, ilay Mpampianatra Be Voninahitra, rehefa nisy lesona lehibe tiany hampitaina. (Ge 15:5; Je 18:1-6) Nampiasa zavatra hita maso koa i Jesosy, ilay Mpampianatra Lehibe. (Mt 18:2-6; 22:19-21) Anisan’ny tena mandaitra izao ny video. Mampiasa azy ireny ve ianao rehefa mampianatra Baiboly?

Namoaka video folo ny fandaminana, mba hanampiana antsika rehefa mampianatra amin’ny bokikely Vaovao Tsara isika. Mifandray amin’ny fanontaniana sora-matevina ao amin’ilay bokikely ny lohatenin’ireo video ireo, amin’ny ankapobeny. Raha ao amin’ny jw.org ianao no mijery an’ilay bokikely, dia hahita rohy mankany amin’ireo video. Ho hainao amin’izay hoe inona no video azo aseho rehefa eo amin’ny lesona iray. Misy video hafa koa azo ampiasaina, rehefa mampianatra amin’ny boky na bokikely hafa.

Inona no azonao atao raha miatrika fitsapana ny mpianatrao, na misy zavatra tsy mazava tsara aminy? Afaka mikaroka video ao amin’ny jw.org® na ao amin’ny Tele JW ianao mba hanampiana azy. Afaka miara-mijery an’ilay video ianareo, ary miresaka momba an’ilay izy avy eo.

Misy video vaovao mivoaka foana isam-bolana. Saintsaino hoe ahoana no azo ampiasana azy ireny rehefa mampianatra Baiboly.

VIDEO AZO AMPIASAINA REHEFA MAMPIANATRA AMIN’NY BOKIKELY VAOVAO TSARA

  • Video Manana Anarana ve Andriamanitra?

    Lesona 2

    Manana Anarana ve Andriamanitra?

  • Video Avy Amin’iza ny Baiboly?

    Lesona 3

    Avy Amin’iza ny Baiboly?

  • Video Tena Marina ve Izay Lazain’ny Baiboly?

    Tena Marina ve Izay Lazain’ny Baiboly?

  • Video Inona no Antony Nahafatesan’i Jesosy?

    Lesona 4

    Inona no Antony Nahafatesan’i Jesosy?

  • Video Inona no Antony Namoronan’Andriamanitra ny Tany?

    Lesona 5

    Inona no Antony Namoronan’Andriamanitra ny Tany?

  • Video Manao Ahoana ny Olona Rehefa Maty?

    Lesona 6

    Manao Ahoana ny Olona Rehefa Maty?

  • Video Inona moa ny Fanjakan’Andriamanitra?

    Lesona 7

    Inona moa ny Fanjakan’Andriamanitra?

  • Video Nahoana Isika no Avelan’Andriamanitra Hijaly?

    Lesona 8

    Nahoana Isika no Avelan’Andriamanitra Hijaly?

  • Video Eken’Andriamanitra ve ny Fivavahana Rehetra?

    Lesona 10

    Eken’Andriamanitra ve ny Fivavahana Rehetra?

  • Video Henoin’Andriamanitra ve ny Vavaka Rehetra?

    Lesona 12

    Henoin’Andriamanitra ve ny Vavaka Rehetra?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara