FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 2/15 p. 4
  • Mazotoa Mandrisika ny Hafa Hanao Asa Tsara!

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mazotoa Mandrisika ny Hafa Hanao Asa Tsara!
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
  • Mitovitovy Aminy
  • Aoka Isika Hifampihevitra sy Hifampahery
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
  • Mandrisiha ho Amin’ny Fitiavana sy ny Asa Tsara — Amin’ny Fomba Ahoana?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1995
  • Mandrisika ho Amin’ny Asa Tsara ny Fivoriana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1997
  • Aoka Ianao “Hanan-karena Amin’ny Asa Tsara”
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
km 2/15 p. 4

Mazotoa Mandrisika ny Hafa Hanao Asa Tsara!

Mampirisika antsika “hifampihevitra mba handrisika ho amin’ny fitiavana sy ny asa tsara” ny Hebreo 10:24. Mandrisika ny rahalahintsika isika rehefa manome modely tsara ho azy ireo sy mampiseho hoe manam-pinoana. Tantarao amin’izy ireo ny zavatra mampahery niainanao. Asehoy azy ireo hoe faly ianao manompo an’i Jehovah, nefa aza mampitaha azy ireo aminao na amin’ny hafa. (Gal. 6:4) Ampiasao ny zavatra tsara vitanao mba handrisihana ny hafa ho amin’ny “fitiavana sy ny asa tsara”, fa tsy hahatonga azy hanamelo-tena no sady hanao asa tsara. (Jereo ny boky Sekolin’ny Fanompoana, pejy 158, fehintsoratra 4.) Rehefa mandrisika ny hafa ho amin’ny fitiavana isika, dia ho voatosika hanao asa tsara izy, ohatra hoe hitory na hanampy olona.—2 Kor. 1:24.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara