FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/15 p. 4
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
km 11/15 p. 4

Fomba Fitory Modely

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Desambra

“Miresaka momba ny Baiboly izahay androany. Manaja azy io ny ankamaroan’ny olona, nefa mihevitra izy ireo fa sarotra ny mahazo ny heviny. Hoatr’izany koa ve ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Tokony hiezaka hahazo ny hevitry ny Baiboly isika raha jerena ity andinin-teny ity. [Vakio ny Romanina 15:4.] Hazavain’ity gazety ity fa natao ho mora azontsika ny Baiboly. Misy soso-kevitra manampy antsika hahatakatra azy io koa ato.”

Mifohaza! Desambra

“Miresaka zavatra hanampiana ny fianakaviana izahay. Samy te hanana tokantrano milamina isika. Inona no hitanao hoe mora kokoa amin’ny mpianakavy: Miezaka tsy hifamaly mihitsy, sa rehefa mifamaly dia mitady vahaolana handaminana an’ilay izy? [Avelao izy hamaly.] Jereo ange ity ohabolana ao amin’ny Baiboly ity e! [Vakio ny Ohabolana 26:20.] Misy torohevitra tsara avy ao amin’ny Baiboly ato amin’ity gazety ity, natao hanampiana ny fianakaviana mba hifankatia kokoa.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara