FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/14 p. 4
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
km 11/14 p. 4

Fomba Fitory Modely

Hanombohana Fampianarana Baiboly ny Asabotsy Voalohany Amin’ny Volana Desambra

“Tian’ny ray aman-dreny raha tia an’Andriamanitra ny zanany. Araka ny hevitrao, ny ray aman-dreny ve no tokony hampianatra ny ankizy ho tia an’Andriamanitra, sa ilay ankizy ihany no tokony hiezaka hanao an’izany?” Avelao izy hamaly. Asehoy ny pejy farany amin’ilay Tilikambo Fiambenana 1 Desambra. Iaraho midinika ny fanontaniana voalohany, ary mamakia andinin-teny iray, fara fahakeliny. Atolory miaraka amin’ny Mifohaza! ilay gazety, ary manaova fotoana mba handinihana ny fanontaniana manaraka.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Desambra

“Miresaka momba an’Andriamanitra izahay androany. Araka ny hevitrao, ahoana no fiheveran’ny olona an’Andriamanitra? Hery fotsiny ve sa namana tena miahy izay hahasoa antsika? [Avelao izy hamaly.] Resahin’ity andinin-teny ity fa tian’Andriamanitra ho lasa namany isika. [Vakio ny Jakoba 4:8a.] Miresaka zavatra telo manampy antsika hanatona an’Andriamanitra ity gazety ity.”

Mifohaza! Desambra

“Maro ny olona miady saina be. Milaza ny Fikambanana Iraisam-pirenena Momba ny Fahasalamana fa olona iray ao anatin’ny efatra no atahorana ho voan’ny aretin-tsaina, raha izao no mitohy. Hoatr’izany koa ve ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Milaza ny Baiboly fa tsy hisy intsony ny aretina sy ny fanaintainana amin’ny hoavy. [Vakio ny Apokalypsy 21:3, 4.] Miresaka zavatra vitsivitsy tokony ho fantatsika momba ny aretin-tsaina ity gazety ity.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara