HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 2 TANTARA 33-36
Raisin’i Jehovah Izay Tena Mibebaka
Endrika Sary
MANASE
Navelan’i Jehovah hanagadra azy ny Asyrianina, ka hitondra azy ho babo tany Babylona
TALOHAN’NY HO LASA BABO
Nanao alitara ho an’ny sampy
Nandoro ny zanany ho sorona ho an’ny sampy
Namono olona tsy manan-tsiny
Nampirisika ny vahoaka hampiasa herin’ny maizina
REHEFA NAFAHANA
Nanetry tena be
Nivavaka tamin’i Jehovah, ary nanao fanatitra ho azy
Nanaisotra ny alitara ho an’ny sampy
Nampirisika ny vahoaka rehetra hanompo an’i Jehovah
JOSIA
NANDRITRA NY FANJAKANY
Nitady an’i Jehovah
Nanadio an’i Joda sy Jerosalema
Nanamboatra ny tranon’i Jehovah. Hita ny bokin’ny Lalàna