HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | NEHEMIA 5-8
Mpiandraikitra Niavaka i Nehemia
Tisry 455 T.K.
I Nehemia angamba no nampiantso ny vahoaka mba hiara-hivory
Faly be ny olona tamin’izay
Novorina ny raim-pianakaviana, ka nampianarina mba hankatò kokoa ny Lalàn’Andriamanitra
Nanomana ny Fetin’ny Trano Rantsankazo ny olona