FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Jona p. 8
  • Zato Taona Ilay Fanjakana ary Mbola Hitohy ny Fitondrany

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zato Taona Ilay Fanjakana ary Mbola Hitohy ny Fitondrany
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Mitovitovy Aminy
  • “Ho Tonga Anie ny Fanjakanao!” Vavaka Averimberin’ny Olona An-tapitrisany
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2020
  • Inona ny Fanjakan’Andriamanitra?
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Asehoy fa Vahoakan’ny Fanjakan’Andriamanitra Ianao!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • Ao Am-ponao ve ny Fanjakan’Andriamanitra?
    Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Jona p. 8

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Zato Taona Ilay Fanjakana ary Mbola Hitohy ny Fitondrany

Fiara misy fanamafisam-peo; Vavolombelon’i Jehovah manasa olona hanatrika lahateny; mpianatra ao amin’ny sekolin’i Gileada; mpanatrika fivoriambe

Te ho anisan’ny vahoakan’ny Fanjakan’Andriamanitra ve ianao? Ilainao àry ny mianatra momba an’io Fanjakana io sy izay efa nataon’izy io. Nahoana? Satria vao mainka ianao hino hoe efa mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra, sady hazoto hitory ny vaovao tsaran’ilay Fanjakana. (Sl 45:1; 49:3) Jereo àry ilay video hoe Zato Taona Ilay Fanjakana ary Mbola Hitohy ny Fitondrany, ka tadiavo ny valin’ireto:

  1. Nahoana ny “Fampisehoana An-tsary ny Famoronana” no tena nahasoa an’izay nahita azy io?

  2. Ahoana no nampiasana ny radio mba hitoriana ny vaovao tsara?

  3. Inona koa ny fomba fitory nampiasaina taloha, ary inona ny vokany?

  4. Ahoana no ahitana fa nihatsara ny fampiofanana azon’ny mpitory?

  5. Inona ny fampiofanana nomena an’ireo mpianatry ny Sekolin’i Gileada?

  6. Nampianatra ny vahoakany hanao inona i Jehovah tamin’ireo fivoriambe?

  7. Nahoana ianao no miaiky hoe tena efa mitondra ilay Fanjakana?

  8. Inona no ataontsika raha tena miandany amin’ny Fanjakan’Andriamanitra isika?

Ilay boky hoe Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra! no hodinihina amin’ny Fianarana Baiboly Ataon’ny Fiangonana, manomboka amin’ny herinandron’ny 19 Septambra 2016

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara