HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | SALAMO 92-101
Efa Antitra Nefa Vao Mainka Mandrobona
Afaka ny ho velona 100 taona mahery ny hazo palmie nefa mbola mamokatra
Mamokatra ny olona be taona rehefa...
mivavaka ho an’ny olon-kafa
mianatra Baiboly
manatrika fivoriana sy mandray anjara amin’izy ireny
mitantara ny zavatra niainany
mazoto mitory