HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | SALAMO 119
‘Mandehana Amin’ny Lalàn’i Jehovah’
Mandeha amin’ny lalàn’i Jehovah isika rehefa manaiky an-tsitrapo ny tari-dalany. Olona maro, anisan’izany ny mpanao salamo, no resahin’ny Baiboly fa nitoky tamin’i Jehovah sy nanaraka ny lalàny.
Tsy maintsy mandeha amin’ny lalàn’Andriamanitra isika raha te ho sambatra
Natoky tanteraka ny tari-dalan’i Jehovah i Josoa. Fantany fa nila natoky an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo izy, raha te ho sambatra sy hahomby
Manampy antsika hanana herim-po hiatrehana fitsapana ny Tenin’Andriamanitra
Naneho herim-po sy nitoky tamin’i Jehovah i Jeremia rehefa tojo zava-tsarotra. Nanana fiainana tsotra foana izy, ary tsy niala tamin’ny asa nanendrena azy
Tsy matahotra mitory isika rehefa mahalala tsara ny Tenin’Andriamanitra
Tsy natahotra nitory tamin’ny olon-drehetra i Paoly. Tena natoky izy fa hanampy azy i Jehovah, ka sahy nitory tamin’i Feliksa Governora izy
Tiako aho raha sahy mitory kokoa amin’ny...
Mpiara-mianatra
Mpiara-miasa
Havana
Olon-kafa