FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Novambra p. 2
  • “Be Mpahafantatra eny Am-bavahady ny Vadiny”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Be Mpahafantatra eny Am-bavahady ny Vadiny”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Mitovitovy Aminy
  • Torohevitra Feno Fahendrena Nomen’ny Reny
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2000
  • Miresaka Momba ny Vady Tsara ny Baiboly
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Vehivavy manambady iray tiana amim-piraiketam-po
    Ny Fomba Hahitana Fiainam-pianakaviana Sambatra
  • Ry lehilahy manambady, aoka ho voamariky ny fahafoizan-tena ny fitiavanareo
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Novambra p. 2

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

“Be Mpahafantatra eny Am-bavahady ny Vadiny”

Mahatonga ny vadiny ho tsara laza ny vehivavy tsara. ‘Be mpahafantatra teny am-bavahadin’ny tanàna’ ny lehilahy nanana vady tsara, tamin’ny andron’i Lemoela Mpanjaka. (Oh 31:23) Hajain’ny fiangonana koa ankehitriny ny anti-panahy sy mpanampy amin’ny fanompoana. Misy amin’izy ireny no manambady. Mety hanana an’io tombontsoam-panompoana io foana izy, raha madio fitondran-tena ny vadiny sady manohana azy tsara. (1Ti 3:4, 11) Tena tian’ny lehilahy ny vady toy izany. Mahafaly ny fiangonana koa ny manana an’ireny anabavy ireny.

Vehivavy miresaka amin’​ny vadiny sady tsara fanahy aminy, miaraka amin’​ny ankizy rehefa mikarakara ny raharahan’​ny fiangonana ilay lehilahy, ary vehivavy miantsena

Manampy ny lehilahy amin’ny andraikiny ny vady tsara rehefa...

  • tsara fanahy sy mampahery azy.—Oh 31:26

  • mamela azy hanao ny andraikiny eo anivon’ny fiangonana.—1Te 2:7, 8

  • mahay mianina.—1Ti 6:8

  • tsy misikotsikotra ny tsiambaratelon’ny fiangonana.—1Ti 2:11, 12; 1Pe 4:15

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara