HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ISAIA 17-23
Hesorina Amin’ny Andraikiny Izay Manampatra Fahefana
“Mpiandraikitra ny trano” i Sebna. Mety ho ny tranon’i Hezekia Mpanjaka izany. Manam-pahefana nanarakaraka ny mpanjaka i Sebna, ka nantenaina hamita tsara ny andraikiny.
Tokony ho nokarakarain’i Sebna izay nilain’ny vahoakan’i Jehovah
Tia tena anefa izy ka nitady voninahitra ho an’ny tenany
Nosoloan’i Jehovah an’i Eliakima i Sebna
Nomena an’i Eliakima “ny lakilen’ny ankohonan’i Davida.” Manondro hery sy fahefana ilay lakile
Diniho izao: Ahoana no tokony ho nampiasan’i Sebna ny fahefany mba hanampiana ny hafa?