FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Martsa p. 1
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • NY TILIKAMBO FIAMBENANA
  • INONA NY FANJAKAN’ANDRIAMANITRA?
  • FANASANA AMIN’NY FAHATSIAROVANA
  • MAMORÒNA FOMBA FITORY METY AMINAO
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Martsa p. 1
Vavolombelon’i Jehovah any Albania, manolotra fanasana Fahatsiarovana ho an’ny lehilahy iray

Manasa olona hanatrika ny Sakafo Harivan’​ny Tompo, Albania

Fomba Fitory Modely

NY TILIKAMBO FIAMBENANA

Ny Tilikambo Fiambenana No. 2 2017 | Horaisinao ve Ilay Fanomezana Sarobidy Nomen’Andriamanitra?

Fanontaniana: Araka ny hevitrao, inona no fanomezana sarobidy indrindra nomen’Andriamanitra antsika?

Andinin-teny: Jn 3:16

Atolory ilay izy: Hazavain’ity gazety ity hoe nahoana Andriamanitra no naniraka an’i Jesosy mba ho faty ho antsika, ary ahoana no ampisehoantsika fa mankasitraka an’izany isika.

INONA NY FANJAKAN’ANDRIAMANITRA?

Inona ny Fanjakan’Andriamanitra?

Fanontaniana: [Asehoy ny fonon’ilay taratasy mivalona.] Aminao ve ny Fanjakan’Andriamanitra ... zavatra ao am-po? Sa fanjakana any an-danitra? Sa zavatra hafa?

Andinin-teny: Da 2:44; Lk 1:33

Atolory ilay izy: Ho hitanao ato ny fitahiana ho azonao raha manaiky hofehezin’io Fanjakana io ianao.

FANASANA AMIN’NY FAHATSIAROVANA

Fanasana Amin’ny Fahatsiarovana 2017

Atolory ilay izy: Misy fotoan-dehibe iray tianay hanasana anao. [Omeo azy ilay fanasana.] Olona an-tapitrisany eran-tany no hiara-hivory amin’ny 11 Aprily, mba hahatsiaro ny nahafatesan’i Jesosy. Hisy lahateny ara-baiboly amin’io hanazava hoe inona ny soa azontsika, noho izy maty ho antsika. Efa voalaza ato ny ora sy ny toerana hanaovana azy. Maimaim-poana ilay izy. Mba tongava raha afaka ianao.

MAMORÒNA FOMBA FITORY METY AMINAO

Mitadiava fanontaniana sy andinin-teny ary atolory ilay izy, toy ireo ohatra eo aloha ireo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara