HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JEREMIA 32-34
Famantarana fa Honenana Indray i Israely
Endrika Sary
Nisy dingana maromaro narahin’i Jeremia tamin’izy nividy tany.
Tsara fanahy i Jehovah ka nampanantena fa ho voavela heloka sy hody any Israely izay babo nanaiky ny famaizany.