FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Mey p. 2
  • 1-7 Mey

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 1-7 Mey
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Mey p. 2

1-7 Mey

JEREMIA 32-34

  • Hira 138 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Famantarana fa Honenana Indray i Israely”: (10 min.)

    • Je 32:6-9, 15: Nasain’i Jehovah nividy saha i Jeremia, mba ho famantarana fa honenana indray i Israely (it “Anatota” § 4)

    • Je 32:10-12: Nanara-dalàna i Jeremia rehefa nanao raharaham-barotra (w07 15/3 11 § 3)

    • Je 33:7, 8: Nampanantena i Jehovah fa ‘hodioviny’ ireo babo (jr 152 § 22-23)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Je 33:15: Iza ilay “tsimoka” ho an’i Davida? (jr 173 § 10)

    • Je 33:23, 24: Iza ireo “fianakaviana roa” voaresaka eto? (w07 15/3 11 § 4)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 32:1-12

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy “fomba fitory modely”, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Ampirisiho ny rehetra hampiasa video rehefa manolotra an’ilay bokikely hoe Tianao ho Sambatra ve ny Fianakavianao?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 6

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (15 min.) Raha tsy misy zavatra mila resahina amin’ny fiangonana, dia azo ampiasaina ny Diary (yb16 67-71). Asao ny mpanatrika hilaza ny fianarana noraisiny.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 12 § 1-8, efajoro “Nanaiky Torohevitra Izy”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 23 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara