HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | OBADIA 1–JONA 4
Mandraisa Lesona avy Amin’ny Fahadisoanao
Asehon’ny tantaran’i Jona fa matoky ny mpanompony foana i Jehovah, na dia manao fahadisoana aza izy ireo. Tiany anefa isika raha mandray lesona avy amin’ny fahadisoantsika, ka manitsy an’izay tokony hahitsy.
Inona no fahadisoana nataon’i Jona tamin’izy nahazo fanendrena avy tamin’i Jehovah?
Inona no vavaka nataon’i Jona, ary ahoana no namalian’i Jehovah an’ilay izy?
Ahoana no nampisehoan’i Jona fa nandray lesona avy tamin’ny fahadisoany izy?