FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Janoary p. 4
  • Katsaho Foana Aloha Ilay Fanjakana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Katsaho Foana Aloha Ilay Fanjakana
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Ny Hevitr’ilay Vavaka Nampianarin’ny Tompo
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2004
  • Manome Izay Ilaintsika Isan’andro i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2004
  • “Mampianara anay hivavaka”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
  • Ahoana no Atao Rehefa Mivavaka? Efa Ampy ve Ilay Vavaka Nampianarin’ny Tompo?
    Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Janoary p. 4

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | MATIO 6-7

Katsaho Foana Aloha Ilay Fanjakana

Nasehon’i Jesosy tamin’ilay vavaka modely fa izay misy ifandraisany amin’ny fikasan’i Jehovah sy ny Fanjakany no tokony ho zava-dehibe indrindra amintsika.

6:9-13

  • Jesosy eo ambony seza fiandrianana any an-danitra

    Anaran’Andriamanitra

    Fanjakan’Andriamanitra

    Sitrapon’Andriamanitra

  • Mofo

    Sakafo isan’andro

    Famelan-keloka

    Fanafahana amin’ny fakam-panahy

Azoko atao antom-bavaka koa ireto zavatra misy ifandraisany amin’ilay Fanjakana ireto:

  • Ny fandrosoan’ny asa fitoriana

  • Ny hanampian’ny fanahy masina an’ireo enjehina

  • Ny hitahian’i Jehovah ny asa fanorenana sy ny ezaka manokana atao hitoriana ny vaovao tsara (mila faritana tsara ilay izy)

  • Ny hanomezan’Andriamanitra fahendrena sy hery an’ireo mitarika

  • Zavatra hafa

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara