FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Janoary p. 4
  • 15-21 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 15-21 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Janoary p. 4

15-21 Janoary

MATIO 6-7

  • Hira 21 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Katsaho Foana Aloha Ilay Fanjakana”: (10 min.)

    • Mt 6:10: Zava-dehibe ilay Fanjakana, matoa anisan’ny voatonona voalohany ao amin’ilay vavaka modely (bhs 178 § 12)

    • Mt 6:24: Tsy mahay manompo an’Andriamanitra sy ny “Harena” isika (“manompo” fanazavana Mt 6:24, nwtsty)

    • Mt 6:33: Homen’i Jehovah an’izay ilainy ireo mpanompony tsy mivadika mikatsaka voalohany an’ilay Fanjakana (“Katsaho foana”, “ny fanjakany”, “ny fahamarinany” fanazavana Mt 6:33, nwtsty; w16.07 12 § 18)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mt 7:12: Ahoana no azon’ny mpitory ampiharana an’io andininy io rehefa manomana fampidiran-dresaka izy? (w14 15/5 14-15 § 14-16)

    • Mt 7:28, 29: Nanao ahoana ny vahoaka rehefa nahare ny fampianaran’i Jesosy, ary nahoana? (“nitolagaga”, “fomba fampianany”, “tsy toy ny mpanora-dalàna teo aminy” fanazavana Mt 7:28, 29, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 6:1-18

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manohitra ilay olona. Fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy, ary miezaka mamaly azy ianao.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Tsy ao ilay olona nitorianao tamin’ny farany, fa ny havany no mamoha trano. Miresaka aminy an’ilay hevitra azo resahina ianao.

  • Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 118

  • “Aza Manahy Intsony”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso aloha ilay video hoe Ireo Sarin-teny Nampiasain’i Jesosy: Jereo ny Voro-manidina sy ny Lisy.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 4

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 132 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara