FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Janoary p. 5
  • Aza Manahy Intsony

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Aza Manahy Intsony
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Tadidinao Ve?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2016
  • “Miezaha Hianina Amin’izay Efa Eo”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Matio, Filazantsaran’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Afaka Manompo An’i Jehovah Ianao na dia Tsy Ohatra Tsara aza ny Ray Aman-dreninao
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Janoary p. 5

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Aza Manahy Intsony

Vorona sy voninkazo

Hoy i Jesosy tao amin’ny toriteniny teo an-tendrombohitra: “Aza manahy intsony ny amin’ny ainareo.” (Mt 6:25) Tsy lavorary isika sady miaina eto amin’ny tontolon’i Satana, ka ara-dalàna raha mitebiteby indraindray. (Oh 12:25) Nilaza anefa i Jesosy fa tsy tokony hanahy be loatra ny mpianany. Nahoana? Satria ho sarotra kokoa ny hikatsaka aloha an’ilay Fanjakana raha manahy be loatra isika, na dia momba ny zavatra ilaintsika isan’andro aza. (Mt 6:33) Hanampy antsika tsy hanahy tafahoatra koa ny teny hafa nolazain’i Jesosy.

  • Mt 6:26: Inona no ianarantsika rehefa mandinika ny vorona isika? (w16.07 9-10 § 11-13)

  • Mt 6:27: Nahoana no ho reraka sy lany fotoana fotsiny isika raha manahy be loatra? (w05 1/11 22 § 5)

  • Mt 6:28-30: Inona no ianarantsika avy amin’ny lisy any an-tsaha? (w16.07 10-11 § 15-16)

  • Mt 6:31, 32: Nahoana ny Kristianina no tsy mitovy amin’ny olona eto amin’ity tontolo ity? (w16.07 11 § 17)

Inona no tsy tiako hampanahy ahy intsony?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara