FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23 Novambra p. 7
  • “Miezaha Hianina Amin’izay Efa Eo”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Miezaha Hianina Amin’izay Efa Eo”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Aza Manahy Intsony
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Ny Vola ve no Fototry ny Ratsy Rehetra?
    Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
  • Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Asa sy ny Vola?
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • “Efa Nianatra ny Hianina” ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2025
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23 Novambra p. 7

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

“Miezaha Hianina Amin’izay Efa Eo”

Raha mahantra ianao dia mety alaim-panahy hanao zavatra hanimba ny fifandraisanao amin’i Jehovah. Mety hoe hahita asa hahazoana vola be, ohatra, ianao nefa hanelingelina ny fanompoanao an’i Jehovah ilay izy. Hanampy anao ny misaintsaina ny Hebreo 13:5.

“Asehoy amin’ny fomba fiainanareo hoe tsy tia vola ianareo”

  • Mivavaha dia mandiniha tena mba hahitana hoe ahoana ny fiheveranao ny vola, ary diniho hoe inona no modely omenao ny zanakao.​—g 9/15 6.

“Miezaha hianina amin’izay efa eo”

  • Ahitsio ny fomba fijerinao an’izay tena ilainao.​—w16.07 7 § 1-2.

“Tsy handao anao mihitsy aho, ary tsy hahafoy anao mihitsy”

  • Matokia fa hanampy anao hahazo an’izay tena ilainao eo amin’ny fiainana i Jehovah, raha manao loha laharana foana an’ilay Fanjakana ianao.​—w14 15/4 21 § 17.

Sary: Sary tao amin’ilay video hoe “Miadan-tsaina ny Mpiara-Manompo Amintsika na eo aza ny Olana Ara-bola.” 1) Miguel, mamolavola koba hanaovana mofo eo akaikin’ny fatana fanaova-mofo eny an-tokotany. 2) Mipasoka izy. 3) Mijery fitaratra izy sady mitsiky. Miomana handeha hiasa any amin’ny toeram-pivarotana fitaovana isan-karazany izy.

JEREO ILAY VIDEO HOE MIADAN-TSAINA NY MPIARA-MANOMPO AMINTSIKA NA EO AZA NY OLANA ARA-BOLA, ARY VALIO ITY:

Inona no ianaranao avy amin’i Miguel Novoa?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara