FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Jona p. 6
  • Tahafo i Jesosy ka Tohero ny Fakam-panahy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tahafo i Jesosy ka Tohero ny Fakam-panahy
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • “Aza Tia An’izao Tontolo Izao na ny Zavatra eo Amin’izao Tontolo Izao”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Eritrereto hoe Olona Tokony Hanao Ahoana Ianao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
  • Tiavo ny Fahamarinana ary Ankahalao ny Fandikan-dalàna
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Inona no Hataoko mba Tsy ho Resin’ny Fakam-panahy?
    Manontany ny Tanora
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Jona p. 6

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | LIOKA 4-5

Tahafo i Jesosy ka Tohero ny Fakam-panahy

Tian’i Satana hiala amin’i Jehovah isika, ka ataony izay hahatonga ny fontsika haniry zava-dratsy. Fantariny hoe inona no zavatra irin’ny olona iray ary inona no toe-javatra misy azy. Ataony mifanaraka amin’izay avy eo ny tetika ampiasainy.

Misy tetikady telo fampiasan’i Satana rehefa maka fanahy olona izy. Inona no nampiasain’i Jesosy mba hiadiana tamin’izany? (He 4:12; 1Jn 2:15, 16) Ahoana no azoko anahafana azy?

  • Tsy mety mamadika ny vato ho mofo i Jesosy

    4:1-4

    “Ny fanirian’ny nofo”

  • Toherin’i Jesosy ilay fakam-panahy hoe homena azy ny fanjakana eo amin’izao tontolo izao raha miankohoka eo anatrehan’i Satana izy

    4:5-8

    “Ny fanirian’ny maso”

  • Jesosy eo an-tampon’ny mandan’ny tempoly

    4:9-12

    “Ny fampideraderana fananana”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara