FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Jona p. 6
  • 25 Jona–1 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 25 Jona–1 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Jona p. 6

25 Jona–1 Jolay

LIOKA 4-5

  • Hira 37 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tahafo i Jesosy ka Tohero ny Fakam-panahy”: (10 min.)

    • Lk 4:1-4: Tsy nanaiky ho resin’ny fanirian’ny nofo i Jesosy (w13 15/8 25 § 8)

    • Lk 4:5-8: Tsy nahasarika an’i Jesosy ny fanirian’ny maso (w13 15/8 25 § 10)

    • Lk 4:9-12: Tsy nanaiky hampideradera ny fahaizany i Jesosy [Alefaso ilay video hoe Tampon’ny Mandan’ny Tempoly.] (“Tampon’ny Mandan’ny Tempoly” fanazavana sy sary Lk 4:9, nwtsty; w13 15/8 26 § 12)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Lk 4:17: Inona no manaporofo hoe efa zatra namaky ny Tenin’Andriamanitra i Jesosy? (“ny horonam-bokin’i Isaia mpaminany” fanazavana Lk 4:17, nwtsty)

    • Lk 4:25: Naharitra hafiriana ilay hain-tany tamin’ny andron’i Elia? (“telo taona sy enim-bolana” fanazavana Lk 4:25, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Lk 4:31-44

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Omeo karatra jw.org ilay olona amin’ny farany.

  • Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao, ary manolora boky na bokikely fianarana Baiboly.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) jl lesona 28

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 28

  • “Mitandrema Rehefa Mampiasa Tranonkala Fifaneraserana”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mbà Fetsifetsy Amin’ny Internet!

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 26

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 105 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara