NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Nody Ilay Zanaka Adala
JEREO ILAY VIDEO HOE NODY ILAY ZANAKA ADALA, ARY VALIO IRETO:
Inona no porofo fa efa nanomboka tsy nifandray tsara tamin’i Jehovah intsony i Davida, ary inona no nataon’ny fianakaviany sy ny anti-panahy mba hanampiana azy?
Inona no azon’ny ray aman-dreny ianarana avy amin’ny Rahalahy sy Anabavy Beranto?
Nahoana io video io no mampianatra antsika hoe...
ratsy ny mandany fotoana be loatra amin’ny asa fivelomana?
mampidi-doza ny miaraka amin’ny naman-dratsy?
ilaina ny manaraka torohevitra?
ilaina ny mamela ny helok’izay mibebaka?