FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Septambra p. 4
  • Diniho ny Antony Anarahanao ny Dian’i Jesosy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Diniho ny Antony Anarahanao ny Dian’i Jesosy
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Tsy Misy Mahatafintohina ny Olo-marina
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2021
  • Ho Tafintohina ve Ianao ka Tsy Hanara-dia An’i Jesosy?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2021
  • “Tomoera tsara” — Aza tafintohina
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
  • Mitandrema mba Tsy Hanota na Hanafintohina ny Hafa
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Septambra p. 4

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JAONA 5-6

Diniho ny Antony Anarahanao ny Dian’i Jesosy

6:9-11, 25-27, 54, 66-69

Nilaza fanoharana sarotra be i Jesosy indray mandeha. Tafintohina ny mpianany sasany, ka tsy nanaraka azy intsony. Vao iray andro talohan’io anefa i Jesosy no nanao fahagagana, mba hanomezana sakafo ho azy ireo. Hita tamin’izany hoe nahazo hery avy amin’Andriamanitra izy. Nahoana àry ireo mpianatra ireo no tafintohina? Satria tia tena izy ireo. Fitadiavana tombontsoa fotsiny no niarahany tamin’i Jesosy.

Tsara àry isika tsirairay raha misaintsaina hoe: ‘Inona no tena mahatonga ahy hanara-dia an’i Jesosy? Noho ny fitahiana azoko amin’izao sy ho azoko amin’ny hoavy ve? Sa noho izaho tia an’i Jehovah sy te hampifaly azy?’

Manao fahagagana i Jesosy mba hanomezana sakafo ho an’ny mpianany; betsaka ny mpianatra tsy nanara-dia an’i Jesosy intsony ary manontany an’ireo apostoly i Jesosy raha te handao azy koa izy ireo

Nahoana isika no mety ho tafintohina raha ireto no tena antony anompoantsika an’i Jehovah?

  • Tiantsika ny miaraka amin’ny mpiara-manompo

  • Te hiaina ao amin’ny Paradisa isika

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara