FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Oktobra p. 5
  • “Modely no Nomeko Anareo”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Modely no Nomeko Anareo”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Nanao Asa Ambany Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1999
  • Nanetry Tena i Jesosy ka Modely ho Antsika
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • Miezaha Hanana ny Tena Fanetren-tena
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2005
  • “Manetry Tena Am-po Aho”
    “Andao Hanara-dia Ahy”
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Oktobra p. 5
Jesosy manasa ny tongotry ny apostoly

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JAONA 13-14

“Modely no Nomeko Anareo”

13:5, 12-15

Nanasa ny tongotry ny mpianany i Jesosy. Tiany hanetry tena mantsy izy ireo ary ho vonona hanao asa ambany ho an’ireo rahalahiny.

Ahoana no hampisehoako hoe manetry tena aho rehefa...

  • Anabavy roa mifamaly

    misy zavatra mampifamaly na tsy mampitovy hevitra?

  • Rahalahy iray manome torohevitra rahalahy iray hafa

    mahazo torohevitra na fanitsiana?

  • Rahalahy sy anabavy manadio Efitrano Fanjakana

    mila diovina na kojakojaina ny Efitrano Fanjakana?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara