FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Novambra p. 2
  • “Tia Ahy Mihoatra Noho ny Itiavanao An’iretsy ve Ianao?”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Tia Ahy Mihoatra Noho ny Itiavanao An’iretsy ve Ianao?”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Miezaha ho Tsara Laza Foana
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Manatanteraka ny Fampanantenany Foana i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Fanontanian’ny mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
  • Tena Ratsy ny hoe Mpamadika
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Novambra p. 2
Mpianatr’i Jesosy mitarika harato feno trondro mankeny amoron-tsiraka

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JAONA 20-21

“Tia Ahy Mihoatra Noho ny Itiavanao An’iretsy ve Ianao?”

21:1-19

Nanam-paharetana sy nazoto niasa ary vonona hiatrika zava-tsarotra ny mpanarato fahiny, mba hahazoana trondro. (w12 1/8 18-20) Hanampy an’i Petera hahay hanarato olona ireo toetra ireo. Tena tia nanarato i Petera. Inona anefa no hataony loha laharana eo amin’ny fiainana? Hanarato sa hikarakara ny ondrin’i Jesosy?

Inona no fanovana efa nataonao mba ho loha laharana eo amin’ny fiainanao ny fanompoana an’i Jehovah?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara