FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Aprily p. 2
  • Fanomezana ny hoe Mijanona ho Mpitovo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fanomezana ny hoe Mijanona ho Mpitovo
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Mahaiza Manararaotra Raha Tsy Manambady Ianao!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
  • “Aoka Handray Izany Izay Mahay Mandray”
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
  • Ny fijanonana ho mpitovo: Fomba fiaina mitondra soa be dia be
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1988
  • Afaka ny ho Sambatra ny Mpitovo
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Aprily p. 2

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 1 KORINTIANINA 7-9

Fanomezana ny hoe Mijanona ho Mpitovo

7:32, 35, 38

Kristianina maro no nahita fa misy tombony ilay hoe mijanona ho mpitovo. Afaka mampitombo ny fanompoany izy ireo, minamana amin’ny olona samihafa, ary mifandray kokoa amin’i Jehovah.

Rahalahy mpitovo telo mitory eran’i Aostralia tamin’ny 1937; anabavy mpitovo tonga any Meksika, faritany nanendrena azy ho misionera, tamin’ny 1947

Mitory eran’i Aostralia, 1937; avy nanao Sekolin’i Gileada ary tonga any Meksika, 1947

Rahalahy mpitovo iray mitory any Brezila; rahalahy sy anabavy mpitovo manatrika Sekolin’ny Mpitory Ilay Fanjakana, any Malawi

Mitory any Brezila; manatrika Sekolin’ny Mpitory Ilay Fanjakana, Malawi

SAINTSAINO IZAO: Raha mpitovo ianao, inona no azonao atao mba hanararaotana tsara an’izany?

Inona no azon’ireo anisan’ny fiangonana atao mba hampaherezana sy hanampiana an’ireo mpitovo?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara