FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Aprily p. 8
  • Manaiky Ampianarin’i Jehovah ve Ianao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Manaiky Ampianarin’i Jehovah ve Ianao?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Ampiofanin’i Jehovah ny Mpitory Ilay Fanjakana
    Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!
  • Ahoana no Ampiofanana ny Vavolombelon’i Jehovah mba Hahavitany ny Fanompoany?
    Fanontaniana Fametraky ny Olona Momba ny Vavolombelon’i Jehovah
  • Vonona Hanao Fangatahana Hanatrika ny Sekolin’ny Mpitory Ilay Fanjakana ve Ianao?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mangataka Hanatrika ny Sekolin’ny Mpitory Ilay Fanjakana
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Aprily p. 8

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Manaiky Ampianarin’i Jehovah ve Ianao?

NAHOANA IZANY NO TENA ILAINA? Manome antsika ny fampianarana tsara indrindra i Jehovah, ilay Mpampianatra Be Voninahitra. Ampianariny isika mba hanana fiainana tsara kokoa dieny izao sy amin’ny hoavy. Maimaim-poana ilay izy! (Is 11:6-9; 30:20, 21; Ap 22:17) Ampiofanin’i Jehovah koa isika mba hahay hizara an’ilay hafatra mamonjy aina.—2Ko 3:5.

AHOANA NO HANAOVANA AZY?

  • Miezaha hanetry tena mba ho mora ampianarina.—Sl 25:8, 9

  • Hararaoty ireo fampiofanana efa omena anao amin’izao, ohatra hoe ny anjara amin’ny fivoriana andavanandro

  • Manàna tanjona eo amin’ny fanompoana.—Fi 3:13

  • Miezaha mafy mba hahafeno fepetra, raha misy sekoly mbola tianao hatrehina.—Fi 3:8

JEREO ILAY VIDEO HOE MANANKARENA ARA-PANAHY SATRIA AMPIANARIN’I JEHOVAH, ARY VALIO IRETO:

  • Inona no vato misakana tsy maintsy noresen’ny mpitory sasany, mba hanatrehana ny Sekolin’ny Mpitory Ilay Fanjakana?

  • Ampiofanina hanao inona ireo manatrika an’io sekoly io?

  • Ahoana no nanampian’ny fiangonana an’ireo mpianatra, rehefa tonga tany amin’ny toerana nanendrena azy izy ireo?

  • Inona no fepetra takina amin’ireo maniry hanatrika ny Sekolin’ny Mpitory Ilay Fanjakana? (kr 189)

  • Inona koa ny sekoly misy eo anivon’ny fandaminan’i Jehovah?

Rahalahy sy anabavy nahazo diplaoma tamin’ny Sekolin’ny Mpitory Ilay Fanjakana, ary manompo any Namibia, Norvezy, Etazonia, ary Japon

Inona no fitahiana ho azonao raha manaiky ampianarin’i Jehovah ianao?

FAMPIOFANANA EFA NORAISIKO

  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana

  • Sekolin’ny Fanompoan’ny Mpisava Lalana

  • Sekolin’ny Fanompoana Ilay Fanjakana

  • Sekolin’ny Anti-panahy

  • Sekolin’ny Mpitory Ilay Fanjakana

INONA AVY NY FAMPIOFANANA MBOLA TIAKO HORAISINA?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara