FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Jolay p. 9
  • Mangataka Hanatrika ny Sekolin’ny Mpitory Ilay Fanjakana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mangataka Hanatrika ny Sekolin’ny Mpitory Ilay Fanjakana
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Trano Midera An’ilay Mpampianatra Be Voninahitra
    Fomba Ampiasana ny Fanomezanao
  • Vonona Hanao Fangatahana Hanatrika ny Sekolin’ny Mpitory Ilay Fanjakana ve Ianao?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Manaiky Ampianarin’i Jehovah ve Ianao?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • “Ataovy ny Asan’ny Mpitory ny Vaovao Tsara”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2004
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Jolay p. 9

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA | TANJONA HO AN’NY TAOM-PANOMPOANA MANARAKA

Mangataka Hanatrika ny Sekolin’ny Mpitory Ilay Fanjakana

Tsy voatery hilamina be ny fiainanao izay ianao vao ho afaka hanatratra tanjona hoe hanatrika ny Sekolin’ny Mpitory Ilay Fanjakana (SMIF). Ny tena zava-dehibe mantsy dia hoe olona araka ny fanahy ve ianao sady vonona hanaiky izay fanendrena omen’ny fandaminan’i Jehovah anao.​—Is 6:8.

JEREO ILAY VIDEO HOE MANÀNA FINOANA KA AMPITOMBOY NY FANOMPOANAO: MANGATAHA HANATRIKA NY SEKOLIN’NY MPITORY ILAY FANJAKANA. VALIO IRETO AVY EO:

  • Sary avy amin’ilay video hoe “Manàna Finoana ka Ampitomboy ny Fanompoanao: Mangataha Hanatrika ny Sekolin’ny Mpitory Ilay Fanjakana.” Misaintsaina ny fomba nitahian’i Jehovah azy i Gabriel.

    Inona no nampisalasala an’i Gabriel, ary nahoana no nanampy azy ny nisaintsaina ny Filipianina 4:13?

Miresaha amin’ny anti-panahy ao aminareo raha te hanatrika SMIF ianao. Horesahin’izy ireo aminao ny fepetra takina amin’izay te hanatrika an’io sekoly io.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara